Entry zavajavatra (zavatra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny enti-milaza zavatra madinika isan-karazany tsy tononina anarana [1.1]
Examples Tsy adinony ihany koa ireo zavajavatra madinika ilain-dRamatoa ao an-trano, ny tohizan-kena iray sy roa nohafaran' ireompifanolo-bodirindrina azy noho ireo tsy afaka niantsena. [2.470]

Updated on 2023/02/07