Entry zava-dratsy (zavatra, ratsy)
Part of speech expression
Malagasy definition ilazana ireo zavatra mahamenatra toy ny heloka na fitondrantena tsy mahomby sy fisolokiana olona
¶ anaram-bosotra iantsoan' ny olona ny kary [Rajemisa 1985]

Updated on 2011/01/13