Entry zatovolahy (tovo, lahy)
Part of speech noun
Explanations in English a young man [Hallanger 1973]
Explanations in French jeune homme [Abinal 1888 page 869|1.8, Hallanger 1974 page 869|1.8]
 jeune garçon [Abinal 1888 page 869]
Examples 
1Zatovolahy teo amin' ny fito ambin' ny folo taona teo ho eo aho tamin' izay. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 6]
2Indro zatovolahy anankiray tsotra, nanetry tena, nefa mahay tenim-pirenena fito. [Ravelomanana: Lalana, page 142]

Updated on 2020/07/31