|
|
|
|

Entry1  zaraina
Root  2  zara
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tantanana: Samia moka toerana fa hozaraina ny hena
Omena ny tompony tsirairay: Andraso fa efa hozaraina ny kahienareo
Atoko: Zarao fito ireto mpianatra ireto
Didiana: Zarao efatra ity paoma ity
Explanations in English  5  [1.7] to be distributed, to be divided
Explanations in French  6  [1.8] qu'on partage, qu'on divise
7  [1.13] dividende
Vocabulary  8  Mathematics: arithmetic
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word zaraina

Anagrams  16  azarina, izarana, razanay, zairana, zaraina

Updated on 2023/01/20