|
|
|
|

Entry1  zara levenana
Elementary words  2  zara, levenana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  anarana enti-milaza ny vola famangiana amin' ny fahoriana omen' ireo havana akaiky dia akaiky ny tompo-manjò ka izy io no lehibe indrindra amin' ny famangiana atao raha misy fahoriana [1.1]

Updated on 2023/01/01