Entry zaigrafy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vy kely (misy lahy sy vavy) mifampitsofoka, izay ampiasaina ho toy ny bokotra hitanana ny akanjo tsy hisokatra [1.1]
Origin French: des agrafes.

Updated on 2020/07/31