Entry za-draharaha
Elementary words za- (zatra) ; raharaha
Part of speech locution
Allegation Word or locution seen in: raindahiny
Examples Ny zavatra tsy fanao anefa mampikaviavia, ary ny angano hiseho matetika tsy amin' ny za-draharaha sy ny gaigilahy no ahatongavany, fa amin' ny mpanavao sy ny mpanandrana. [2.472]

Updated on 2023/12/01