| Entry (1/3) | 1 zoro |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Faritra kitso eo amin' ny fihaonan' ny rindrina roa: Zoron-trano
4 Rirana, ny mivohitra amin' ny fihaonan' ny lafy roa mifanapaka: Telo zoro ny zozoro ~ Zoron-databatra 5 Kiho: Zoron-dalana 6 Ireo lafy avaratra-atsinanana; atsimo-atsinanana; atsimo-andrefana; avaratra-andrefana amin' ny tany atao hoe vazan-tany: Zoron-tany efatra 7 Ny hazo atao amin' ny zoron-trano efatra amin' ny trano kotona nahatonga ny fitenenana hoe "sakeli-mihoa-joro". 8 Fikaonan' ny tsipika roa mifanapaka: Zoro sokera, zoro dombo, zoro maranitra [1.1] |
| Explanations in English |
9 a corner
10 an angle [1.7] |
| Explanations in French |
11 coin
12 angle [1.8, 1.13] |
| Examples |
13 Ny reni-vintana zoro efatra kosa dia 30 andro ka ny faha -31 andro izy no tsinana.
[1.381#]
14 Indraindray telo zoro, na efa-joro, na dimy zoro izy, ary misy izay misy hasiny, ets. [1.357#] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| All compound words | 18 77 combinations of that word |
| Proverbs | 19 Proverbs containing that word |
| Entry (2/3) | 20 zoro |
| Part of speech | 21 noun |
| Explanations in French |
22 jour
[1.13] |
| Vocabulary | 23 Economy: clothing |
| All compound words | 24 5 combinations of that word |
| Entry (3/3) | 25 zôro |
| Part of speech | 26 noun |
| Explanations in Malagasy |
27 [Sihanaka] zozoro maniry
[1.78] |
| Explanations in French |
28 [Betsimisaraka Avaratra] En ce qui concerne les plantes : tige triquètre, anguleuse, comme celle des Cyperaceae. Dans le Nord-Est, synonyme de bilo .
[1.196] |
| Vocabulary | 29 Botany |
| Anagrams | zôro, zoro |
| Updated on 2026/02/26 |
|