Entry vy tsy mikitrana irery
Elementary words vy ; tsy ; mikitrana ; irerỳ
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Raha misy miady, matetika saika samy manana hadisoana ihany na ny an-kilany na ny an-daniny [1.1]
Examples Mba fotory lalindalina kokoa fa vy anie tsy mikitrana irery e! [2.643]

Updated on 2023/10/27