Entry votsa saina
Elementary words votsa ; saina
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ela vao mahatakatra ny teny voalaza, na tsy ampiampy fiheverana loatra; ela vao mahazo izay lazaina na vao mahay izay ianarana [1.1]
Explanations in English Dull-witted [1.7]
Explanations in French Qui a l'esprit lent, qui saisit difficilement [1.3]
 Bête, stupide [1.8]
Examples Zaza taizan-drenibe : voky hanina fa votsa saina. [2.558]
Synonyms donto saina
Antonyms 

Updated on 2023/05/25