Entry votoaty
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny ao anatin' ny hazo, ilay faritra malemy fotsifotsy ao anatiny
Ny tena fotony amin' ny zavatra iray: Ny fananana herimpo no votoatin' ny angano hoe: Imbahitrila. [1.1]
Examples Betsaka ny zazalahy azoko novadina raha tiako, ireny rehetra ireny anefa ravindravina ivelany fotsiny fa ny tena votoaty tsy misy. [2.4]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : votoaty, votoatiny, votoatin', votoatin-
Prefixed : -botoaty, -botoatiny, -botoatin', -botoatin-
Compound words 
Other spellings 
Proverbs 

Updated on 2023/10/17