Entry |
vorivorinkena
|
Elementary words | vorivory ; hena |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Anarana ilazana ireo kitapo faharoa sy fahatelo amin' ny vavonin' ny biby mandinika toy ny omby, manarakaraka ny roroha; rehefa avy tsakoin' ny biby fanindroany ny hanina, dia averiny avy any amin' ny rorohany ary mandalo mivantana any amin' ny vorivoriny [1.1]
|
Explanations in English | Omasum [3.1]
|
Explanations in French | Omasum, feuillet [de l'estomac des ruminants] [3.1]
|
Examples | Vorivorinkena sy ny taimboraka ao anatiny.
[2.69]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Analogs |
masontantely ~
vahindrorohany ~
vavoninkena |
Proverbs |
Illustrations |
|
|