Entry vorina (vory)
Part of speech passive verb
Malagasy definition Antsoina ho tonga miaraka amin' ny toerana iray: Novorina teo an-tokotanibe ny fokonolona taloha hihaino kabary
¶ Angonina: Mahatratra telo arivo ny vola novorina [Rajemisa 1985]
English definition to be gathered, to be collected [Hallanger 1973]
French definition qu'on ramasse, qu'on réunit [Hallanger 1974]
Morphology 
vorina
voriko
vorinao
voriny
vorintsika
vorinay
vorinareo
vorin'
vorin-
vorim-
vori-
novorina
novoriko
novorinao
novoriny
novorintsika
novorinay
novorinareo
novorin'
novorin-
novorim-
novori-
hovorina
hovoriko
hovorinao
hovoriny
hovorintsika
hovorinay
hovorinareo
hovorin'
hovorin-
hovorim-
hovori-
vorio

Entry vorina
Part of speech noun
Malagasy definition Fangoronana kofehy ho kibory
¶ Fionkenana [Rajemisa 1985]
Derivations 
Compound words, titles, names 

2013/08/05