Entry | vonoina (vono) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Kapohina, asiana, velezina: Nahoana no vonoin' Ikoto foana ny zanako? Alana aina: Novonoin' ny jiolahy tany anaty lobolobo tany izy Tsofina: Vonoy ny jiro Foanana: Efa novonoina ity lalana ity Kosehina tsy hisy: Efa novonoina ny anaran' ny zanakao fa iray volana izy tsy tonga Anesorana (...) ny karama: Novonoina ariary zato io mpiasa io fa nanapaka tsy ara-dalàna [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be killed; to be beaten; to be put out (of a fire) [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on tue; qu'on bat (feu) qu'on éteint [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word vonoina | ||||||||
Anagrams | anonovy, anovony, vonoina |
Updated on 2023/01/20 |