| Entry | 1 vono baibona |
| Elementary words | 2 vono, 3 baibona |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 famonoana tsy ho hita ireo tendron' ny vy anakambanana takela-by na hazo; ilazana ny fantsika izay alentika mafy, na pehina tsy ho afa-mitsoaka
[1.1] 6 [vonobaibona] fomba fanambarana takelaka metaly amin'ny fantsi-maty na baibona [1.13] |
| Explanations in French |
7 [vonobaibona] rivetage
[1.13] |
| Vocabulary | 8 Technology |
| Updated on 2026/02/04 |
|