Entry volo hala
Elementary words volo ; hala
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Lolom-po, otri-po [1.1]
Examples Volohala sy fanendrikendrehana tsy an-drariny izao fiampangana ny sakaiza nitokiako izao, ka raha tsy manana porofo mazava tsara ny mpiampanga dia tsy havelako ho afa-maina izy, satria mpamono olona. [2.643]
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11