|
|
|
|

Entry1  voatohintohina
Root  2 tohintohina
Part of speech  3  past participle
Examples  4  mira zotra amin' izany, dia voatohintohina fatratra ny fahalalahana fototra [4.27]
5  mpikarakara biby fatratra Rainitoandro ka tsy tiany ho voatohintohina mihitsy ny fahasalamany [2.470#48]
Morphology 
6  Past :

Updated on 2026/02/26