Entry voaomana (omana)
Part of speech past participle
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in English Decorated, dressed, made ready [1.2]
Explanations in French Orné, arrangé, préparé [1.3]
Examples 
1Aoka izany ny hafalian' izy mivady nandre ahy afaka fanadinana! Dia nizotrà araka ny voalazan' i Vola ilay fandaharana nataony, hay koa moa izy io efa voaomany rahateo mialoha. [2.4]
2Ny soavaly voaomana hiady [2.996]
Morphology 
Past : voaomana, voaomako, voaomanao, voaomany, voaomantsika, voaomanay, voaomanareo, voaoman', voaoman-, voaomam-, voaoma-

Anagrams 

Updated on 2023/01/20