Entry |
voangona
(angona)
|
Part of speech | past participle
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in English | Collected (by some one), assembled, congregated. [1.2]
|
Explanations in French | Qu'on a assemblé [1.3]
|
Examples |
1 | Tamin'izay dia voangona tafaray Manandriana, Isandra, Lalangina ary Iarindrano.
[2.508]
|
2 | Ny zaza kamboty, izay voangona eto Antananarivo, izay velomin' ny mpiadidy azy.
[2.59]
|
3 | Ny lehilahy no mivoaka mitady lalam-bola, anaka, fa ny vehivavy mampirina ny voangona eto an-toerana, hoy rainy.
[2.643]
|
4 | Ary voaangona any amin' ny razany koa izany taranaka izany;
[2.996]
|
5 | Mamadika ny fahalalana voaangona ho fiasana sy fitao-vana ny mpahay tao.
[2.445]
|
6 | Alin-dririnina mamifirifiry , itampodian'ny vakivakim-pitia tsy voaangona.
[2.944]
|
|
Morphology |
Past : |
voangona,
voangoko,
voangonao,
voangony,
voangontsika,
voangonay,
voangonareo,
voangon',
voangon-,
voangom-,
voango- |
|
Other spellings |
|