Entry | 1 voana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 karazana biby tsy manana hazon-damosina [1.13] 4 renitantely: Ladijin'ny voaña ñy lakam-bohonao (andadizan'ny renitantely ny lamosinao) [Bezanozano, Tanala] [1.78] 5 bibikely manimba hazon-trano, fanaka, ets. [Sihanaka] [1.78] |
Explanations in French |
6 insecte [1.13] |
Vocabulary |
7 Zoology: (in general) |
Analogs | 8 voana fandrava, voana mahasoa |
Compound words |
|
Anagrams | 10 avona, ovana, ôvana, vaona, vaoña, voana |
Updated on 2020/07/31 |