Entry voakasika (kasika)
Part of speech past participle
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985]
Explanations in French touché [Abinal 1888 page 316]
Morphology 
voakasika
voakasiko
voakasikao
voakasiny
voakasitsika
voakasikay
voakasikareo
voakasik'
voakasi-
voakasiky
Synonyms kinasika
Examples 
1Ny hita ho voakasika kely tokoa angaha dia i Doda. [Andraina: I Vola, page 112]
2Amin' ny sisa izay tsy voakasika firy no ahitana koa ny mpanararaotra izay tsy maintsy mahita hihoriranana foana hahazo tombotsoa ho an' ny tenany noho iny fandonana iny. [Andraina: Mitaraina]

Updated on 2021/03/01