|
|
|
|

Entry1  voakaly
Root  2  kaly
Part of speech  3  past participle
Explanations in English  4  [1.7] very well done, done with care and skill
Explanations in French  5  [1.3#305] bien soigné: Voakaly io hoso-doko io (Cette peinture a été bien soignée)
6  [1.8] fait avec habileté et diligence, très bien fait, travail soigné
Examples  7  Fa misy ny fomba nilana fikarohana sy voakaly kokoa. [2.472#219]
8  Ny harivolana izany dia azo lazaina fa teny voalahatra manokana sy voakaly mba hanaitra ny sofina sy hampieritreritra ny mpihaino. [2.606#17]
Synonyms  9  kinaly
Compound words 

Anagrams  11  avaliko, avilako, ivalako, koviala, valiako, voakaly, voakila

Updated on 2023/01/20