Entry voafolaka (folaka)
Part of speech past participle
Explanations in English Bent, broken in, tamed. [1.2]
Explanations in French Rompu, plié, dompté, corrigé [1.3]
Examples 
1Ny hery miafina ao anatin' ny solitany, dia tonga hery voafolaka hampisidina ny raoplanina. [1.316]
2nefa ambonin'izany, ny fiteny masikoro, izay tsy fiteninay andavanandro, dia tsy mbola voafolaka amin' ny soratra. [2.606]
Synonyms nofinolaka

Updated on 2023/01/20