Entry virosy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [fr. virus] Karazana mikraoby manokana, mbola kely indray noho ny bakteria fa latsaka ny 0,2 ampaharivon' ny mm ny habeny ary tsy hita raha tsy amin' ny mikraoskopy manokana, fototry ny aretina maro toy ny gripy, poliomielita [1.1]
Vocabulary 
Origin French: virus.

Anagrams 

Updated on 2020/07/31