|
|
|
|

Entry1  vinimbina
Root  2 vimbina
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 voavimbina, vimbinina, entina amin' ny tanana: Voankazo kely no novinimbinay ho anareo
5 Tahina, arovana: Novinimbin' Andriamanitra ity fianakaviana itỳ fa sady nomeny taranaka maro no nomeny harena koa [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :

Anagrams  9 vimbinina, vinimbina

Updated on 2025/12/08