Entry vinavina
Part of speech noun
Malagasy definition Tombantombana, fisainana na tetika ara-keviny fotsiny momba ny zavatra iray, izay tsy lavitra ny tena marina: Anaovy vinavina kely, ange, ny ho laniko amin' ny fanamboarana to trano io [Rajemisa 1985]
English definition a conjecture [Hallanger 1973]
French definition conjecture, estimation [Hallanger 1974]
French definition pronostic; devis; estimation; prévision, projet
¶ vinavina ara-pitaovana: devis en matériaux
¶ vinanina fandravonana: devis récapitulatif
¶ vinavina fanombanana: devis estimatif
¶ vinavina fanoritana: devis descriptif [SLP 1986]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Analogues  volavola

2011/09/20