Entry | 1 vinanindrano |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 (vinañin-drano) toerana ihaonan'ny renirano roa lehibe, toerana ihaonan'ny renirano lehibe amin'ny ranomasina [Tanala]
[1.78] 4 fihaonan'ny renirano roa [1.13] |
Explanations in French |
5 confluent 6 vinanibe, vavarano lehibe: estuaire [1.13] |
Vocabulary |
7 Geography: (in general) |
Updated on 2020/07/31 |