Entry vimbinina (vimbina)
Part of speech passive verb
Malagasy definition Entina amin' ny tanana: Vimbino kely, anaka, ity harona ity
¶ Arovana, tahina: Novimbinin' Andriamanitra izy ka tody soa aman-tsara eto an-tanindrazana indray [Rajemisa 1985]
English definition to be carried in the hand; to be protected [Hallanger 1973]
French definition qu'on porte à la main, qu'on protège, dont on a soin [Abinal 1888]
 qu'on porte à la main; qu'on protège [Hallanger 1974]
Morphology 
vimbinina
vimbiniko
vimbininao
vimbininy
vimbinintsika
vimbininay
vimbininareo
vimbinin'
vimbinin-
vimbinim-
vimbini-
novimbinina
novimbiniko
novimbininao
novimbininy
novimbinintsika
novimbininay
novimbininareo
novimbinin'
novimbinin-
novimbinim-
novimbini-
hovimbinina
hovimbiniko
hovimbininao
hovimbininy
hovimbinintsika
hovimbininay
hovimbininareo
hovimbinin'
hovimbinin-
hovimbinim-
hovimbini-
vimbino
Quotes 

Updated on 2011/10/26