Entry vilina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zaitra fanao amin' ny sisin-damba ka ny lohany iny ihany no aforitra, na amin' ny fanakambanan-damba ka ny lohany roa ihany koa no zairina: Hataonao vilina sa hataonao milina ny moron-tongotry ny akanjonao? [1.1]
Explanations in French Ourlet [1.3]
 Point de rabattement [1.13]
  [Merina] Ourlé, qui ne s'effiloche pas [1.196]
Vocabulary 
Derivatives 
 
Compound words 

Entry vilina
Part of speech noun
Explanations in French  [Merina] Ce serait le nom d'un arbuste, d'après Dandouau. [1.196]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/10/24