Entry vikavika
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba fanjairana hanamarihana izay tena hozairina na hitanana azy fotsiny vonjimaika; zojòtra: Ataovy vikavika fotsiny aloha fa izaho no hanjaitra azy amin' ny milina [Rajemisa 1985]
 zaitra mahalana alohan'ny tena izy [SLP 1986]
English definition large stitches, tacking or basting stitches [Hallanger 1973]
French definition action de faufiler; gros points de couture [Hallanger 1974]
French definition faufil, point de bâti [SLP 1986]
Vocabulary 
Derivations 
Analogues  tsetseky dify

2012/04/23