| Entry | 1 viave |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [Tanala] vehivavy: Viave tono angoake tsy loja-mitodike (mora may ny angoaka ka tsy mahazo mitoditokia raha mitono azy; dia toy izany koa ny vehivavy tsy manaja vady)
[1.78] |
| Synonyms | 4 viavy |
| Updated on 2026/02/04 |
|