Entry vezatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Famahana na fanokafana zavatra an-keriny amin' ny fandroritana mafy ny vavany: Aza atao am-bezatra ny fanokafana io sobiky io sao dia vaky daholo ny atodim-borona ao anatiny [1.1]
Derivatives 
 
Compound words 

Updated on 2020/07/31