Entry vetraka
Part of speech noun
Malagasy definition Ny faritra hatreo amin' ny valahana ka hatramin' ny tongotra
¶ Fipetrahana amin' ny tsihy ka mitsotra tsara ny tongotra roa. [Rajemisa 1985]
Derivations 
Synonyms tsivetraka
Compound words, titles, names 

2011/07/20