Entry vetivety
Part of speech adjective
Malagasy definition Tsy ela, haingana ihany: Hiverina vetivety aho ka aza miala eto foana ianao [Rajemisa 1985]
English translation in an instant, in a little while [Hallanger 1973]
French translation dans un instant, tout de suite; bientôt [Hallanger 1974]
Synonyms vetivetika
Examples 
1Vetivety foana dia indro nisy olona niseho. [Rajohanesa: Kintana]
2Saingy niova vetivety teo ny fitiavany nony nandroso kely ka nahatazana zavatra hafa. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 103]
Quotes 

Entry vetivety
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tambahoaka] fieritreretana [Rakotosaona 1975]

Updated on 2020/07/31