Entry vetaveta (veta)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Manao na miteny zavatra tsy mendrika; ratsy fiaina: Zaza vetaveta mihitsy ity zaza ity
Maha-menatra, tsy mendrika, maloto: Aoka ianareo tsy hiteny vetaveta eto imasoko fa mahasosotra ahy
Mandranitra ny filan' ny nofo: Aoka tsy hanao dihy vetaveta fa mamono ny fanahinareo izany [1.1]
Explanations in English Indecent, loathsome [1.7]
Explanations in French Indécent, abominable [1.8]
Examples Nisy nanoratra teny vetaveta nokiahiny tamin' ny rindrin-tsekoly. [2.472]
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20