Entry very hevitra
Elementary words very ; hevitra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Miroanahana tsy mahita izay hatao, na handroso, na hihemotra [1.1]
Explanations in English Confounded, perplexed [1.7]
Explanations in French Perplexe [1.8, 1.5]
 Confus [1.8]
 Qui ne sait quoi faire [1.5]
Examples 
1Very hevitra izy telo lahy [2.442]
2Samy very hevitra tamin' io ny adala sy ny hendry, fa samy tsy nahita izay antony [1.437]

Updated on 2023/03/09