Entry venty
Part of speech noun
Malagasy definition Fototry ny isa
¶ Antoko, tsinjara: Lalàna dimy venty sy telonjato
¶ Fotopototra: Holazaiko anao ny ventin' ny lahateny nataony fa henoy tsara àry
¶ Vongana iray mitambatra: Ranony daholo izy izany fa tsy misy ventiny na dia kely aza
¶ Fitarihana hira [Rajemisa 1985]
 habe fototra ampiasaina amin'ny fandrefesana [SLP 1986]
English definition substance; a unit [Hallanger 1973]
French definition substance [Hallanger 1974]
French definition unité [SLP 1986]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry venty
Part of speech noun
Malagasy definition Anaram-bola malagasy ampahenin' ny ariary ny sandany na iraimbilanja; latsaka voamena: 0,80Fr ary miditra amin' ireto anarambola manaraka ireto: lasiventy (ilavoamena sy venty: 0Fr90); ventisikorobo (2Frs); ariary latsabenty (4Frs) [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 

2017/10/22