|
|
|
|

Entry1  velezina
Root  2  vely
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Kapohina mafy: Noveleziny tamin' ny kibay ilay kely ka saika torana
5  Kapohina mba hihintsanan' ny voambary: Eo amin' ny famoloana no velezina ny vary
6  Ampanenoina: Velezo amin' izay àry ny lakolosy ~ Any ambanivohitra dia ny amponga no velezina raha hamory ny fokonolona [1.1]
Explanations in English  7  to be struck; to be beaten; to be threshed [1.7]
Explanations in French  8  qu'on bat, qu'on sonne, qu'on dépique: Noveleziny mafy loatra ny zanany (Il a battu, réprimandé trop fortement son enfant) [1.3]
9  qu'on bat, qu'on frappe [1.8]
Examples  10  Dia jinjaina rahefa masaka, atonta rahefa maina, velezina amin' ny langilangy hampihintsana ny voa avy amin' ny taho ary hanesorana ny mololo, kororohina hanalana ny akofa. [2.472]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :

Updated on 2023/08/28