Entry | 1 velarina |
Root | 2 velatra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Atsotra mivalampatra tsara: Velaro, retsy, ny tsihy hipetrahan' ny olona Sokafana: Velaro tsara ny boky ao amin' ny takila fahatelo amby roapolo Aseho hatao milamina sy milahatra tsara mba hanaitra ny mason' ny olona: Novelariny teo amoron-dalana ny entam-barony, izay nentiny avy any an-drenivohitra Hazavaina: Novelariny teo ny heviny ka niaiky daholo ny olona fa marina ny nolazainy Borahina, aseho tsy misy afenina: Velaro izay ao am-ponao fa aza misalasala |
Explanations in English |
5 [1.7] to be spread out, to be unrolled |
Explanations in French |
6 [1.3] qu'on déploie, qu'on étend, qu'on ouvre; qu'on découvre, qu'on manifeste, qu'on montre, qu'on explique, qu'on publie: Novelariny tsara ny hevitr' izany teny izany (Il a bien expliqué le sens de ce mot) 7 [1.8] qu'on déplie, déroule, étend |
Examples |
8 Dia novelariny ny tsihy, dia hoy Rangahy: [2.293] 9 velariny mitsilany ny tanany havanana amin' izay, dia mitehaka ilay itenenany. [2.472] |
Morphology |
|
Synonyms | 14 avelatra |
Compound words |
|
Anagrams | 16 ivelaran, lavareny, nivelara, vary lena, velarany, velarina |
Updated on 2023/01/20 |