|
|
|
|

Entry (1/3)1  ve
Part of speech  2  particule [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Kianteny kely enti-manontany, ka tsy manomboka fehezanteny no ampiasana azy fa eo aorian' ny teny fototry ny fanontaniana: Handeha ve ianao amin' ny Alakamisy? -- Amin' ny Alakamisy ve ianao no handeha? Indraindray, azo ampiasaina miaraka amin' ny moa ny ve ka atao manarakaraka azy: Moa ve hijanona ianao?
Explanations in French  4  [1.3] Particule interrogative, se place ordinairement avant le dernier mot de la phrase
Examples  5  Hianao ihany ka tsy hanao izany ve ? (Vous en êtes bien capable, vous êtes assez osé pour cela) [1.3]
Synonyms  6  va
Analogs  7  moa

Entry (2/3)8  ve
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  [1.78] [Taisaka] fivoizana lakana
11  [1.78] [Betsimisaraka] fivoy, hazo fisaka misy tahony lavalava entina mitondra lakana
Vocabulary  12  Navigation
Synonyms  13  five

Entry (3/3)14  ve
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  [1.78] [Taisaka] evina
Vocabulary  17  Health

Updated on 2020/07/31