Entry | 1 vavy |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Olona na biby manana toe-batana natao hiteraka [1.1] |
Explanations in English |
4 female 5 a female [1.7] |
Explanations in French |
6 femelle [1.8] 7 femelle [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Examples |
8 Tsy mahita izany aho, fa ny anjaran' ny lahy tsy anajaran' ny vavy [2.472] 9 Ranom-boafotsy iray tasy no novidian' ny vavy ho azy teo an-tsenakely tsy lavitra teo [2.470] |
Vocabulary |
10 Biology |
Derivatives |
|
Antonyms | 14 lahy |
Compound words |
|
unkLabel:Xzoonyms: |
|
Phytonyms |
|
Ethnonyms |
|
Toponyms |
|
Titles | 120 Ilay vavy antitra! (Rakotoson Emeralda) |
Updated on 2023/04/24 |