Entry vavony
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Kitapo mahalany eo amin' ny 1,5 litatra (ho an' ny olombelona), izay mihetsiketsika mandritra ny ora vitsivitsy aorian' ny sakafo ka manakobana sy manapotipotika ny sakafo; tsy izany ihany fa mbola manova ny toetrany simika koa izy amin' ny alalan' ny fiharombavony izay ao anaty rindrim-bavony [1.1]
Vocabulary 
Compound words 
Proverbs 

Entry vavony
Part of speech noun
Explanations in French  [Tankarana] (sens général : estomac). Nom donné aux beurres végétaux à usage alimentaire ; notamment celui de : Symphonia oligantha Baker (Clusiaceae) ; les graines fournissent un excellent beurre végétal. L'arbre est malheureusement peu répandu et mériterait d'être multiplié. [1.196]
Scientific name Symphonia oligantha
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31