| Entry | 1 vavolombelona |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Olona nanatri-maso na nandre zavatra iray ka afaka hiantoka ny fahamarinany: Ilana vavolombelona roa ny fisoratam-panambadiana
4 Zavatra entina manaporofo, manamarina: Vavolombelon' ny fahakamoana, dia izao laharana farany misy anao izao [1.1] |
| Explanations in French |
5 témoin
[1.13] |
| Examples |
6 nofo sy ra no vavolombelona!
[2.470#17]
7 Ianareo fokonolona no vavolombelona fa mitahiry [2.472#227] 8 Ho faty ny vavolombelona mandainga [2.996] |
| Proverbs | 9 Proverbs containing that word |
| Article | 10 run='/bins/randzavola?p=1005'>Randzavola: vavolombelona ao amin' ny Baiboly |
| Updated on 2026/02/26 |
|