Entry vava tsy ambina
Elementary words vava ; tsy ; ambina
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Teny tsy voatandrina, tsy voahevitra: Vava tsy ambina no ahitan-doza [1.1]
 Teny tsy tokony ho notenenina anefa niloaka tsy satry ny vava [2.285]
Explanations in English Unguarded speech [1.2]
Examples 
1Nefa aza ihainoanareo teny diso, ary aza angalanareo vava tsy ambina. [2.298]
2Fa ny vava tsy ambina no ahitan-doza, ary izay manta vava no manambara ny afenina; [2.69]

Updated on 2023/01/01