Entry | vava tsy ambina | ||||
Elementary words | vava ; tsy ; ambina | ||||
Part of speech | locution | ||||
Explanations in Malagasy | Teny tsy voatandrina, tsy voahevitra: Vava tsy ambina no ahitan-doza [1.1] | ||||
Teny tsy tokony ho notenenina anefa niloaka tsy satry ny vava [2.285] | |||||
Explanations in English | Unguarded speech [1.2] | ||||
Examples |
| ||||
Updated on 2023/01/01 |