Entry | 1 vava tsy ratsy |
Elementary words | 2 vava, tsy, ratsy |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 enti-milaza ny teny ifanaovana izay tsara sy mamy nefa tsy araka ny fo fa saronana fihatsarambelatsihy fotsiny [1.1] |
Updated on 2023/01/01 |