Entry vatovary (vato, vary)
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sihanaka] vato mamasipasika fanasana angady [Rakotosaona 1972]
 Karazam-bato mandray roa fa sady misy ny fotopototry ny vatofalia na vatoafo no misy sokay koa, ampiasaina indrindra hatao fanasana antsy [Rajemisa 1985]
French definition grès [SLP 1986]
Vocabulary 
Synonyms vatoasana ~ vatodidy

2013/07/31