Entry vato tsindry hahazana
Elementary words vato ; tsindry hahazana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ilazana ny vato ataingina eo amin' ny sisin' ny tsihy anahazam-bary mba tsy hikopahan' ny tsihy rehefa tsofin' ny rivotra, ka esorina rehefa mena ny vary
Mitovy hevitra: zavatra na olona akipaka rehefa tsy misy ilana azy intsony [1.1]

Updated on 2023/11/20