Entry vatosanga
Part of speech noun
Malagasy definition Karazam-bato rehefa dorana 150° mivoadrano ary tonga sokay malemy volo na platra [Rajemisa 1985]
 vato fanamboarana platira [SLP 1986]
French definition gypse, pierre à plâtre [SLP 1986]
Vocabulary 
Synonyms alabaritany

2009/09/12