Entry vatomizana
Part of speech noun
Malagasy definition Fonjana metaly ampiasaina amin' ny fandanjana zavatra amin' ny mizana; manana endrika efa raikitra ny vatomizana ary misy tarehimarika milaza ny lanjany avy: 1 kilao, 2 kilao, 5 kilao, sns [Rajemisa 1985]
English definition (vato mizana) a weight used on a scale [Hallanger 1973]
French definition (vato mizana) poids de balance [Hallanger 1974]
French definition (vato mizana) masse marquée [SLP 1986]
Quotes 
Articles 

2017/06/29